Entry | 1 vilaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mahitsy fa meloka, bilabila miforitra: Notsofin' ny rivo-mahery ny hazo teo an-tokotany hany ka vilaka daholo ny rantsankazo rehetra [1.1] |
Explanations in French |
4 qui va de travers, qui dévie [1.3] |
Derivatives |
|
Other spellings | 9 bilaka |
Anagrams | 10 valika, vilaka |
Updated on 2020/07/31 |