Entry | 1 viave |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 vehivavy: Viave tono angoake tsy loja-mitodike (mora may ny angoaka ka tsy mahazo mitoditokia raha mitono azy; dia toy izany koa ny vehivavy tsy manaja vady) [Tanala]
[1.78] |
Synonyms | 4 viavy |
Updated on 2020/07/31 |