Entry | 1 vesarana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesaranao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho Tototra: Vesaran' alahelo ny fony |
Examples |
4 [2.472] Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona , miondrika toa vesarana entana izany. |
Root | 5 vesatra |
Morphology |
|
Other spellings | 10 vesarina |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |