|
|
|
|

Entry1  very rerika
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] revo, sondriana amin' ny zavatra iray ka tsy mahatsiaro ny manodidina azy intsony, varivariana, latsaka lalina ao anatin'ny fandinihana ka tsy mahare izay ambonin' ny tany intsony
Explanations in French  4  [1.3] absorbé par quelque chose, et ne faisant nulle attention à ce qui l’entoure, rêveur, distrait, qui reste immobile comme dans une profonde méditation
Elementary words  5  very, rerika

Updated on 2024/12/07