Entry (1/3) | 1 vazimba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fasana efa ela tsy fanta-tompo [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (2/3) | 4 vazimba |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy |
6 Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 9 Vazimba |
Part of speech | 10 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
11 Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1] |
Vocabulary |
12 History: clans, tribes |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word Vazimba |
Anagrams | 17 Vazimba, vazimba, Vazimba, vazimba |
Updated on 2020/07/31 |