|
|
|
|

Entry1  vavarana
Root  2  vavatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tatahana kely
Vahana, velarina
Aseho, ambara, aposaka
Examples  5  [2.895#] Efa teny amin'ny tendan'i Fandrava ny tady vavarana vao taitra izy.
6  [2.643#] Soa ihany kosa fa maika loatra ireo ka tsy nampiany ny fatorana fa dia ilay tady vavarana ihany no nangeja ahy.
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Anagrams  12  varavaƱa, vavarana

Updated on 2025/01/21