Entry (1/2) | 1 vavàna |
Root | 2 vava |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 7 vavàna |
Root | 8 vava |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany! [1.1] |
Explanations in English |
11 very talkative [1.7] |
Explanations in French |
12 très bavard [1.8] |
Synonyms | 13 basivava |
Updated on 2023/06/03 |