|
|
|
|

Entry (1/2)1  vatan' akondro
Elementary words  2  vatana, akondro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilay taho ben' ny akondro mitondra ny tenany manontolo
Explanations in French  5  [1.196] Le faux tronc du Bananier
Examples  6  [2.59#] Ary rehefa tafiditra ny vatanakondro sy ny fary, dia nirotsaka tao ampahibe;
7  [2.587#] ary nytenany nidaraboka tahaka ny vatanakondro: ny rà nitirifika sy nifantsitsitra hatraiza hatraiza ka nahakotsa ny tarehin-dRatsialainkery sy ny fitafiany.
Vocabulary  8  Botany

Entry (2/2)9  vatan' akondro
Elementary words  10  vatana, akondro
Part of speech  11  locution
Explanations in French  12  [1.196] Figuré: sans goût, insipide

Anagrams  13  vatan' akondro, voantandroka

Updated on 2025/01/21