|
|
|
|

Entry1  vary vakiambiaty
Elementary words  2  vary, vakiambiaty
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  vary afafy amin' ny fivelaran' ny vonin' ny ambiaty, izany hoe amin' ny volana septambra, mifanohitra amin' ny vary atao hoe vary aloha, izay afafy amin' ny volana avrily sy mey [1.1]
Explanations in English  5  the second planting of rice [1.7]
Explanations in French  6  deuxième semaille de riz [1.8]
Vocabulary  7  Economy: agriculture
Other spellings  8  vary

Updated on 2023/05/23