Entry | 1 varo-boba |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] varotra mora dia mora 4 [1.13] varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro |
Explanations in English |
5 [1.7] sold very cheaply |
Explanations in French |
6 [1.3] très bon marché, à vil prix 7 [1.13] solde 8 [1.8] vendu à vil prix |
Examples |
9 [2.470#] Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony. |
Vocabulary |
10 Economy: finances, management |
Elementary words | 11 varotra, boba |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |