|
|
|
|

Entry1  variraiventy
Elementary words  2  vary, iray, venty
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1]
Explanations in French  5  le poid d'un grain de riz
6  la sept-cent-vingtième partie de la piastre
7  très peu, une minime partie, un rien [1.3#813]
Examples  8  ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [2.48]
9  nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587#]
Vocabulary  10  Economy: finances, management
Titles 
Proverbs  12  Proverbs containing the word variraiventy

Updated on 2023/11/24