|
|
|
|

Entry1  vanofotsy
Elementary words  2  vano, fotsy
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  héron blanc. Ardea alba, L. [1.3]
5  la grande aigrette (Casmerodius albus) [4.22]
Examples  6  Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Vocabulary  7  Zoology: birds
Synonyms  8  langaraka, langorofotsy

Updated on 2023/10/24