Entry | vanika | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fampisehoana ny nify, na ho mari-pihomehezana tsy afa-manoatra izay na ho mari-katezerana; tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Anagrams | ankavy, kavina, vakina, vanika |
Updated on 2020/07/31 |