|
|
|
|

Entry (1/2)1  vaniana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [1.1]
Compound words 

Entry (2/2)6  vaniaña
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  valahana, andilana, lanivoa [Tanala] [1.78]
Synonyms  9  vania

Anagrams  10  anivana, vaniana, vaniaña, anivana, vaniana, vaniaña

Updated on 2020/07/31