|
|
|
|

Entry (1/2)1  vango
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  vely, famelezana [Tambahoaka] [1.78]
4  dona, vely [Taisaka] [1.78]
5  famelezana, fikapohana [Tanala] [1.78]
6  Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [1.1]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :

Entry (2/2)12  vango
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [Sakalava] [1.1]
Explanations in French  15  variété de poisson de mer [1.13]
Vocabulary  16  Zoology: fishes

Anagrams  17  vango, vonga

Updated on 2020/07/31