|
|
|
|

Entry1  vangavanga
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny
Examples  4  [2.245#] olona roa toy ny sahy manakiana ny tanora ankehitriny amin' irony fiteny vangavanga mifangaroaro irony
Root  5  vanga
Synonyms  6  vanga
Proverbs  7  Proverbs containing the word vangavanga

Updated on 2024/12/11