Entry vandan-kena
Elementary words vandana ; hena
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Nofon-kena misy taviny mipentimpentina, fahita indrindra eo amin' ny sorokena [1.1]
Synonyms hena vandana

Updated on 2024/04/16