|
|
|
|

Entry1  valoambinifolo
Elementary words  2  valo, ambinifolo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [0] jereo valoambinnyfolo
Examples  5  [2.366#] valoambinifolo no tontalinay teo.
6  [2.508#] Noraisiko tamim-pifaliana ny hanao izany satria hatramin' izao dia tsy misy boky mitantara ny foko valoambinifolo eto Madagasikara voasoratra amin' ny' teny malagasy afa-tsy ity irery.
Vocabulary  7  Mathematics: arithmetic

Updated on 2025/02/02