Entry | 1 valavala |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy 4 Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy no mahasosotra: Valavala loatra io zazalahy io ka tsy azoazoko [1.1] |
Examples |
5 Fadio ny teny vetaveta, resaka valavala, voso-dratsy, mbamin' ny teny tsy mendrika rehetra, fa aleo aza manao teny fisaorana. [2.996#56.005.004] |
Derivatives |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word valavala |
Anagrams | 12 lavalava, valalava, valavala |
Updated on 2020/07/31 |