Entry (1/2) | 1 valandotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toetran' ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina [1.1] |
Explanations in French |
4 l'état de ce qui est étendu, couché de tout son long [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 8 valandotra |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Ny filazana hoe ampahafirin' ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Ohatra: misy trano 12 m. ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin' ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin' ny tena izy; mari-drefy [1.1] |
Explanations in French |
11 échelle graphique [1.13] |
Synonyms | 12 mari-drefy |
Updated on 2020/07/31 |