|
|
|
|

Entry1  valalanina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra
4  Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1]
Explanations in English  5  tired out by monotonous work [1.7]
Explanations in French  6  épuisé par un travail monotone [1.8]
Examples  7  Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy [2.470]
Derivatives 
8  Adjectives :

Updated on 2020/07/31