Entry | 1 valaketraka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 toetran' ny olona mipetraka mivalandotra, tsy manana ahiahy 4 rera-tsaina eo am-pieritreretana, tsy mahahetsika, mivarahontsana: Valaketraka foana teo izahay raha nandre ny namonoan' ny sasany ny filoham-pirenena [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 7 valahetraka |
Updated on 2020/07/31 |