|
|
|
|

Entry1  vakampotsy
Elementary words  2  vakana, fotsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vakana madinika fotsifotsy fanaon' ny olona akotso amin' ny lamba landy [1.1]
Explanations in French  5  petites perles blanches [1.3]
Examples  6  haranan' akoho, sy lamokana voavahy tsy vanona, sy votoatin' ambiaty, sy vakampotsy tokana [2.48]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/10/30