Entry (1/2) | 1 vaingana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1] |
Explanations in English |
4 a lump: [1.7] |
Explanations in French |
5 masse, motte [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 vainga, vaingavainga |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 vaingana |
Root | 11 vainga |
Part of speech | 12 passive verb |
Explanations in Malagasy |
13 Didiana: Vaingao kely ity hena ity [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 18 vaingana, vangiana |
Updated on 2023/01/20 |