Entry | 1 vahotra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. [1.1] |
Explanations in English |
4 benumbed 5 perplexed [1.7] |
Explanations in French |
6 engourdi 7 confus [1.3, 1.8] 8 transi, crispé par le froid 9 fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [1.3] |
Examples |
10 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko. [2.324] |
Derivatives |
|
Anagrams | 16 hovatra, vahotra, vohatra |
Updated on 2020/07/31 |