Entry | 1 vahonolona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-bahona maniry amin' ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin' ny tapany ambany dia miala toy ny an' ny ravinala ka raha tazanin-davitra (indrindra amin' ny alina) dia mova tsy toy ny olona izao |
Vocabulary |
4 Botany: grass |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |