|
|
|
|

Entry1  vaditsindrano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1][vady tsindrano] vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny
[vady tsindrano] vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy
Explanations in English  4  [1.2][vady tsindrano] a slave or a person of low rank taken as a concubine
Explanations in French  5  [1.3][vady tsindrano] concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves
Examples  6  [1.38] haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano.
7  [2.996] Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa
Vocabulary  8  Relationships: family
Root  9  vady, tsindrano
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Article  12  Randzavola: vady tsindrano ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Updated on 2024/12/07