|
|
|
|

Entry1  vadintany ambony
Elementary words  2  vadintany, ambony
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  vadintany tsy misaraka amin' ny mpanjaka miara-midinika aminy ny ady tonga eo andRova, mitondra ny teniny ary mamaky heloka ny olona [1.1]

Updated on 2023/01/01