Entry | 1 vadintanimbohitra |
Elementary words | 2 vadintany, vohitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony [1.1] |
Examples |
5 Ary isam-bohitra indray dia misy ny vadintanimbohitra sy ny loholona zokiny natao hoe "Tafondro miandry vavahady. [2.508#] |
Synonyms | 6 vadintany ambany |
Updated on 2023/10/18 |