Entry | 1 UNESCO |
Part of speech | 2 noun (acronym) |
Explanations in Malagasy |
3 Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [2.289] |
Vocabulary |
4 Organizations |
Tables and plates |
5 Acronyms |
Updated on 2020/07/31 |