|
|
|
|

Entry1  tsy mahatombin-tsiraka
Elementary words  2  mahatombina, siraka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1]

Updated on 2023/10/12