|
|
|
|

Entry1  tsy laitra tenenina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy
Elementary words  4  tsy laitra, tenenina
Synonyms  5  tsy laitra anarina, tsy laitra rarana, tsy laitra toroana

Updated on 2024/12/10