Entry (1/2) | 1 tsivalana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hazo atao manaraka ny sakany, bara: Asio tsivalan-kazo ny varavarana mba ho mafy tsara ny hidiny [1.1] |
Explanations in French |
4 traverse [1.13] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 11 tsivalana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 manenetinkena [Tambahoaka, Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 14 tsilavana, tsivalana, vatsilana |
Updated on 2020/07/31 |