|
|
|
|

Entry1  tsirambina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina
4  Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy. [1.1]
5  tsy misy fitandremana [1.13]
Explanations in French  6  négligence [1.13]
Examples  7  Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470]
8  Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2020/07/31