Entry | 1 tsipoy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [1.1] |
Explanations in English |
4 a kind of partridge [1.7] |
Explanations in French |
5 perdrix [1.54] 6 espèce de perdrix [1.8] |
Vocabulary |
7 Zoology: birds |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word tsipoy |
Article |
10 Randzavola: tsipoy ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |