|
|
|
|

Entry1  tsipi-mirahalalina
Elementary words  2  tsipika, mirahalalina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  biloka hita eo amin'ny sarintany milaza fa mitovy ny halalin'ny faridranomasina izay lalovany [1.13]
Explanations in French  5  courbe bathymétrique [1.13]
Vocabulary  6  Geography: topography
Synonyms  7  soritra mirahalalina

Updated on 2023/08/19