Entry | 1 tsipelina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny" [1.1] 4 fomba fanoratra manaraka fitsipika [1.13] |
Explanations in French |
5 orthographe [1.13, 1.5] |
Examples |
6 Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra. [2.445#] 7 tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra. [2.117#] |
Vocabulary |
8 Linguistics |
Synonyms | 9 fitsipipanoratana |
Compound words |
|
Anagrams | 11 pañilitse, tsipelina |
Updated on 2023/08/11 |