|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsipaopaoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Maikamaika foana, tsy mahandry tsara ny teny lazaina na hafatra fa vao mandre laniny kely dia lasa [1.1]

Entry (2/2)4  tsipaopaoka
Part of speech  5  noun
Vocabulary  6  Botany
Explanations in French  7  (de paoka, action de saisir lestement). « Plante à fruit comestible » d'après Grandidier. Probablement comme paokapaoka (Merina). [Betsimisaraka] [1.196]

Anagrams  8  tsipaopaoka, tsipoapoaka

Updated on 2020/09/26