Entry | 1 tsioka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. [1.1] |
Explanations in French |
4 souffle [1.13] |
Examples |
5 tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano... [2.583] |
Vocabulary |
6 Biology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 kaitso, kitsao, sôkita, tosika, Tsikoa, tsioka, tsokia |
Updated on 2023/06/18 |