|
|
|
|

Entry1  tsinombina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazam-balala [1.1]
Examples  4  raha ny tsinombina no ho omby
dia nofenoiko ny fahitray
raha ny tsimbolavola no ho vola
tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka
[2.131]
Vocabulary  5  Zoology: (in general)
Proverbs  6  Proverbs containing the word tsinombina

Anagrams  7  mibontsina, mibontsìna, tsinombina

Updated on 2020/07/31