Entry | 1 tsindry ladina |
Elementary words | 2 tsindry, ladina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fomba fampaniriana hazo izay folahina atao anaty tany ny tahony nefa tsy sarahina amin-dreniny, ary dia maniry faka ao [1.1] |
Explanations in French |
5 marcotage par couchage [1.13] 6 Action de coucher une tige pour la faire enraciner : marcottage ou provignage. Vient de tsindry : pression, contrainte. [1.196] |
Vocabulary |
7 Economy: agriculture |
Updated on 2023/06/14 |