|
|
|
|

Entry1  tsindrantsindrana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana, mitsibolobolo
Fihetsika mipelipelika, tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :

Anagrams  9  atsindrantsindran, natsindrantsindra, tsindrantsindrana

Updated on 2025/01/21