|
|
|
|

Entry1  tsikovoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano [1.1]
Examples  4  dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala. [2.48]
Vocabulary  5  Zoology: invertebrates
Zoonyms 
Proverbs  7  Proverbs containing the word tsikovoka

Updated on 2023/09/10