|
|
|
|

Entry1  tsikala
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikala ao ambanin' ny vata [1.1]
4  Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Nouns :
8  Adjectives :
Synonyms  9  tsikalana

Anagrams  10  kalsita, lastika, litsaka, tsikala

Updated on 2020/07/31