|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsidika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [1.1]
Explanations in French  4  courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [1.3]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)11  tsidika
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [1.1]
Vocabulary  14  Zoology: mammals
Tables and plates  15  The Lemurs

Anagrams  16  ditsika, tsidika

Updated on 2023/08/08