|
|
|
|

Entry1  tsetsatsetsa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky ny nahandro madiva ho ritra na ny zavatra endasina
Fitenenana sesilany amim-pahamaikana ka toa lasa ho azy: Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy
Vocabulary  4  Sound
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :

Updated on 2025/01/21