Entry (1/2) | 1 tsena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io. [1.1] |
Explanations in English |
4 a market [1.7] |
Explanations in French |
5 marché [1.3#758, 1.8] 6 bazar, la place du marché [1.3#758] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tsena |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 18 tsena |
Part of speech | 19 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
20 Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. [1.1] |
Explanations in French |
21 action d'aller au-devant, à la rencontre de [1.3#758] 22 action de rencontrer [1.8] |
Derivatives |
|
Anagrams | 28 antse, senta, tsena |
Updated on 2023/05/16 |