|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsefaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. [1.1]
Explanations in French  4  fendu [1.3, 1.196]
5  cassé, déchiré, crevassé, lézardé [1.3]
Examples  6  ny hoe tsifaka dia vaky misalasaka, izany hoe vaky saiky misasaka (fiteny koa ny hoe tsefaka. [2.313#]
7  Matroka endrika koa i Davida, gaga noho ny fifamaliana ka vaky, potipotika ny fifankahazoan' izy roa lahy, tamin' izay, toa fitaratra tsefaka, nataon' ny fofon-drivotra sombintsombiny tsy tambo isaina. [2.270#120]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Entry (2/2)13  tsefaka
Part of speech  14  noun
Explanations in French  15  (allusion au fruit qui se fend pour laisser apparaître les graines, extrêmement toxiques). Cnestis polyphylla Lam. (Connaraceae). Graines et racines son employées à préparer des appâts empoisonnés. On ignore quel est leur principe actif. Pas d'alcaloïdes. [Betsimisaraka Avaratra] [1.196]
Vocabulary  16  Botany
Scientific name 

Anagrams  18  faketsa, fatsake, fetsaka, tsefaka

Updated on 2022/05/29