|
|
|
|

Entry1  tsatsi-benitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fanohizana amin' ny benitra (toy ny fitonoana zavatra amin' ny afo)
Examples  4  [1.437#] Diamanga rano fotsiny no namelin' Andrianisa azy ka niakarapodrapoka be ihany, ary ny miaramilany namely tsatsibenitra ka ravany ny fahavalo.
Elementary words  5  benitra

Updated on 2024/12/26