Entry | 1 tsaho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha [1.1] |
Examples |
4 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472] |
Derivatives |
|
Analogs | 9 sahoa, siosio, honohono, tsahotsaho, vaovao, resaky ny olona, tohono, fosafosa, ketsoketso |
Compound words |
|
Anagrams | 12 hatso, tsaho, tsoha |
Updated on 2023/08/19 |